Romanina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Inona no tanjona amin’izany? Mba ho tahaka ny nanjakan’ny ota sy ny fahafatesana+ no hanjakan’ny hatsaram-panahy miavaka. Amin’izay dia hambara hoe olo-marina ny olona, ka hahazo fiainana mandrakizay amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.+
21 Inona no tanjona amin’izany? Mba ho tahaka ny nanjakan’ny ota sy ny fahafatesana+ no hanjakan’ny hatsaram-panahy miavaka. Amin’izay dia hambara hoe olo-marina ny olona, ka hahazo fiainana mandrakizay amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika.+