Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+ 1 Timoty 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Karakarao* ny vehivavy mpitondratena, izay tena mpitondratena.*+
17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+