-
1 Timoty 5:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Mampirisika mafy anao eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy Jesosy ary ny anjely voafidy aho, mba hanaraka an’ireo toromarika ireo ary tsy hitsara an-tendrony na hiangatra+ mihitsy rehefa manao an’izany.
-