FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy lasa mahantra ny rahalahinao ao amin’ny tanànanao anankiray, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza mafy fo na kahihitra amin’ilay rahalahinao mahantra.+ 8 Fa tena tokony halala-tanana* aminy ianao,+ ka hampindrana* azy an’izay ilainy na izay tsy ananany.

  • Matio 25:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Namaly izy hoe: “Izay manana akanjo anankiroa,* dia aoka hanome ho an’izay tsy manana, ary izay manan-kohanina, dia aoka hizara ho an’izay tsy manana.”+

  • Romanina 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Timoty 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, dia ireo aloha no tokony hianatra haneho fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra ka hikarakara ny ankohonany,+ ary hamaly babena an’ireo ray aman-dreniny sy ny dadabe sy bebeny.+ Ankasitrahana eo imason’Andriamanitra mantsy izany.+

  • Jakoba 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara