Matio 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Sambatra ny mpampihavana,*+ fa izy no hantsoina hoe zanak’Andriamanitra. 1 Petera 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Aoka izy hiala amin’ny ratsy+ ka hanao ny tsara,+ ary hitady fihavanana ka hitandro an’izany.+