-
Jaona 17:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Efa nomeko azy ny teninao. Halan’izao tontolo izao anefa izy, satria tsy anisan’izao tontolo izao,+ hoatr’ahy tsy anisan’izao tontolo izao.
-