Hebreo 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+ 1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Ankoatra izany, dia nanafay antsika ny ray olombelona niteraka antsika,* ary nohajaintsika. Tsy vao mainka àry ve isika tokony hanaiky an’ilay Ray mitarika ny fiainantsika amin’ny alalan’ny fanahy masina, dia amin’izay isika ho velona?+