Romanina 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Miezaha foana hirary soa an’izay manenjika anareo.+ Miezaha hirary soa fa aza manozona.+ 1 Korintianina 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary miasa mafy amin’ny tananay.+ Rehefa misy manambanimbany anay dia mirary soa+ izahay, rehefa enjehina izahay dia miaritra foana,+
12 ary miasa mafy amin’ny tananay.+ Rehefa misy manambanimbany anay dia mirary soa+ izahay, rehefa enjehina izahay dia miaritra foana,+