Titosy 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary mampiasà teny mahasoa* izay tsy azo kianina.+ Amin’izay dia ho afa-baraka ny mpanohitra, ka tsy hahita zavatra hanaratsiana antsika.+
8 ary mampiasà teny mahasoa* izay tsy azo kianina.+ Amin’izay dia ho afa-baraka ny mpanohitra, ka tsy hahita zavatra hanaratsiana antsika.+