-
Romanina 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hoatr’izany koa ianareo: Hevero hoe efa maty ianareo raha ny ota no resahina, fa velona kosa mba hanao ny sitrapon’Andriamanitra, satria mpanara-dia an’i Kristy Jesosy.+
-
-
1 Jaona 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Tsy zatra manota izay tafaray aminy foana. Izay zatra manota+ kosa dia sady tsy nahita azy no mbola tsy nahalala azy.
-