-
Titosy 3:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa isika koa aza taloha mba tsy nisaina, tsy nankatò, voafitaka, nandevozin’ny faniriana sy ny fahafinaretana maro samihafa, nanao ratsy foana sy nialona, naharikoriko, ary nifankahala.
-