Asan’ny Apostoly 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nandidy anay hitory amin’ny olona koa izy, ka hanazava tsara*+ fa izy no notendren’Andriamanitra hitsara ny velona sy ny maty.+ Asan’ny Apostoly 17:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+ 2 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
42 Nandidy anay hitory amin’ny olona koa izy, ka hanazava tsara*+ fa izy no notendren’Andriamanitra hitsara ny velona sy ny maty.+
31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+