2 Timoty 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izany koa no antony iaretako an’ireny zavatra ireny.+ Tsy menatra anefa aho.+ Fantatro mantsy Ilay inoako, ary matoky aho fa vitany ny miaro an’izay nankiniko taminy mandra-pahatongan’izany andro izany.+
12 Izany koa no antony iaretako an’ireny zavatra ireny.+ Tsy menatra anefa aho.+ Fantatro mantsy Ilay inoako, ary matoky aho fa vitany ny miaro an’izay nankiniko taminy mandra-pahatongan’izany andro izany.+