-
Romanina 8:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa amiko dia tsy misy dikany ny fijaliana iaretantsika amin’izao fotoana izao, raha oharina amin’ilay voninahitra efa haharihary amin’ny alalantsika.+
-