Deoteronomia 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria ankatoavinao foana ny didin’i Jehovah Andriamanitrao, sady arahinao ny lalana atorony. Romanina 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina.
9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria ankatoavinao foana ny didin’i Jehovah Andriamanitrao, sady arahinao ny lalana atorony.
14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina.