-
Levitikosy 19:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ilazao ny vahoaka manontolo, dia ny Israelita hoe: ‘Tokony ho masina ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
-
-
Levitikosy 20:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “‘Hamasino ny tenanareo ary aoka ho masina ianareo,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
-