7 ary asehoy hoe modely amin’ny asa tsara ianao amin’ny lafiny rehetra. Zavatra madio ampianarina ka miezaha ho mato-tsaina rehefa manao an’izany,+ 8 ary mampiasà teny mahasoa izay tsy azo kianina.+ Amin’izay dia ho afa-baraka ny mpanohitra, ka tsy hahita zavatra hanaratsiana antsika.+