Galatianina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Efa nantsoina ho lasa olona afaka ianareo, ry rahalahy. Aza ampiasaina hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo+ anefa izany fahafahana izany, fa aleo ny fitiavana no hahatonga anareo hifanompo.+
13 Efa nantsoina ho lasa olona afaka ianareo, ry rahalahy. Aza ampiasaina hanomezana fahafaham-po ny fanirian’ny nofo+ anefa izany fahafahana izany, fa aleo ny fitiavana no hahatonga anareo hifanompo.+