Salamo 111:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy. Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+ 2 Korintianina 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandohan’ny fahendrena.+ ש [Sina] Tena lalin-tsaina+ izay rehetra mankatò ny didiny.* ת [Tao] Hoderaina mandrakizay izy.
13 Mankahala ny ratsy izay matahotra an’i Jehovah.+ Halako ny manambony tena, ny mirehareha,+ ny manao ratsy, ary ny mandaingalainga.+