FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ianareo mpanompo, ankatoavy amin’ny fo ny tomponareo*+ ka hajao sy atahory, hoatran’ny ataonareo amin’i Kristy.

  • Kolosianina 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ianareo mpanompo, ankatoavy amin’ny zava-drehetra ny tomponareo.*+ Tsy hoe rehefa manara-maso anareo ihany izy ireo vao mankatò ianareo, hoatran’ny hoe te hampifaly olona fotsiny,* fa mankatoava kosa amin’ny fo satria matahotra an’i Jehovah* ianareo.

  • 1 Timoty 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Aoka izay mpanompo mitondra zioga hihevitra foana ny tompony ho mendrika hahazo fanajana feno,+ mba tsy hisy hanazimbazimba+ mihitsy ny anaran’Andriamanitra sy ny fampianarany.

  • Titosy 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampirisiho ny mpanompo hanaiky ny tompony amin’ny zava-drehetra+ ka hiezaka hanao izay mahafaly azy, tsy hamalivaly,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara