-
Marka 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona, ka nentiny nitokana teny amin’ny tendrombohitra avo iray. Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy.+
-
-
Lioka 9:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Dia niova ny fahitana ny tarehin’i Jesosy raha mbola nivavaka izy, ary lasa fotsy nanjelanjelatra ny akanjony.
-