-
Genesisy 6:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisy Nefilima* teto an-tany tamin’izany andro izany sy taorian’izany. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nanao firaisana tamin’ny zanakavavin’ny olombelona ireo zanak’Andriamanitra. Dia niteraka zazalahy tamin’izy ireo ny zanakavavin’ny olombelona. Ireny zanany ireny no olona natanjaka sy nalaza tamin’ny andro fahiny.
-