-
Deoteronomia 7:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Izay mankahala azy kosa hovaliany ka haringany.+ Tsy hiandry ela izy rehefa hanasazy an’izay mankahala azy, fa hataony hitan’izy ireo tsara ny hamaliany azy.
-