Asan’ny Apostoly 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Io Zanany io no nampiasaina mba hanafahana antsika amin’ny alalan’ny vidim-panavotana, ka nahazoantsika famelan-keloka+ noho ny rany.+ Tena lehibe mantsy ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra. 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra sarobidy+ kosa, dia ny ran’i Kristy,+ izay toy ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsininy sy tsy misy pentina.+
7 Io Zanany io no nampiasaina mba hanafahana antsika amin’ny alalan’ny vidim-panavotana, ka nahazoantsika famelan-keloka+ noho ny rany.+ Tena lehibe mantsy ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.
19 fa tamin’ny ra sarobidy+ kosa, dia ny ran’i Kristy,+ izay toy ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsininy sy tsy misy pentina.+