1 Korintianina 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary raha mahay maminany aho sady mahazo tsara ny zava-miafina masina rehetra sy manana ny fahalalana rehetra,+ ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra, nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona* aho.+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+
2 Ary raha mahay maminany aho sady mahazo tsara ny zava-miafina masina rehetra sy manana ny fahalalana rehetra,+ ary manana ny finoana rehetra ka mahafindra tendrombohitra, nefa tsy manam-pitiavana, dia tsinontsinona* aho.+
15 Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona hahazo fiainana mandrakizay.+