1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny alalan’ny voa* mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay.+ 1 Jaona 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny alalan’ny voa* mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay.+