-
Genesisy 3:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary hoy i Jehovah Andriamanitra tamin’ny menarana:+ “Satria nanao an’izany ianao, dia ianao no voaozona amin’ny biby fiompy rehetra sy amin’ny bibidia rehetra. Ny kibonao no handehananao, ary vovoka no hohaninao mandritra ny androm-piainanao.
-