Jaona 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hankatò ny teniko izy,+ ka ho tian’ny Raiko. Dia hankany aminy izahay ary hiara-mipetraka aminy.+
23 Dia namaly i Jesosy hoe: “Raha misy tia ahy, dia hankatò ny teniko izy,+ ka ho tian’ny Raiko. Dia hankany aminy izahay ary hiara-mipetraka aminy.+