2 Korintianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa nolavinay ny zavatra mahamenatra sy afenimpenina, ka tsy mamitaka izahay na manatsatso* ny tenin’Andriamanitra.+ Mampiseho miharihary ny fahamarinana kosa izahay, ka ohatra tsara ho an’ny olona* rehetra, eo imason’Andriamanitra.+ 3 Jaona 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Fa nolavinay ny zavatra mahamenatra sy afenimpenina, ka tsy mamitaka izahay na manatsatso* ny tenin’Andriamanitra.+ Mampiseho miharihary ny fahamarinana kosa izahay, ka ohatra tsara ho an’ny olona* rehetra, eo imason’Andriamanitra.+