-
Galatianina 2:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ary rehefa fantatr’izy ireo fa nanehoana hatsaram-panahy miavaka aho,+ dia nanolotra ny tanany ankavanana taminay sy Barnabasy+ i Jakoba+ sy Kefasy* ary Jaona, izay hoatran’ny hoe andrin’ny fiangonana. Nanao an’izany izy ireo mba ho marika fa mpiara-miasa daholo izahay. Amin’izay dia handeha any amin’ny hafa firenena izahay, fa izy ireo kosa any amin’ny voafora.
-