-
2 Petera 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hoatran’ny biby tsy misaina izay baikoin’ny faniriany sy nateraka hosamborina sy hovonoina kosa ireny olona ireny, ka manazimbazimba an’izay zavatra tsy fantany akory.+ Ho ringana izy ireny noho ny zava-dratsy ataony,
-