13 ka hijaly ho valin’ny asa ratsiny.
Mahafinaritra azy ireny ny manaram-po amin’ny fiainana feno fahafinaretana,+ na dia amin’ny antoandrobenanahary aza. Toy ny pentimpentina sy tasy izy ireny, ary faly erỳ mampianatra zavatra diso mba hamitahana anareo, rehefa miara-manao fety aminareo.+