18 Manao teny mipoapoaka be izy ireny nefa tsy misy dikany akory izay lazainy. Ataony izay hahatonga ny olona hanaram-po amin’ny fanirian’ny nofo,+ ary manana fitondran-tena tsy misy henatra koa izy ireny. Ireo no itaomany an’ireo olona vao haingana no tsy niaraka intsony tamin’ireo manao ratsy.+