Galatianina 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 5:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ry rahalahiko, raha misy aminareo voafitaka ka miala amin’ny fahamarinana, ary misy olon-kafa mampiverina azy, 20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany,+ dia hamonjy azy tsy ho faty sady hanarona fahotana be dia be.+
19 Ry rahalahiko, raha misy aminareo voafitaka ka miala amin’ny fahamarinana, ary misy olon-kafa mampiverina azy, 20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny fahadisoany,+ dia hamonjy azy tsy ho faty sady hanarona fahotana be dia be.+