Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia hoe:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana sy marina,+ ilay noforonin’Andriamanitra voalohany indrindra:+ Apokalypsy 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy.
14 “Ary soraty ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia hoe:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana sy marina,+ ilay noforonin’Andriamanitra voalohany indrindra:+
11 Ary nahita ny lanitra nisokatra aho, dia iny nisy soavaly fotsy.+ Antsoina hoe Mendri-pitokisana+ sy Marina+ ilay nitaingina azy, ary nitsara sy niady araka ny rariny+ foana izy.