1 Jaona 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mandresy an’izao tontolo izao mantsy izay rehetra* naterak’Andriamanitra. Ary ny ahafahantsika mandresy an’izao tontolo izao+ dia ny finoantsika.+ Apokalypsy 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.
4 Mandresy an’izao tontolo izao mantsy izay rehetra* naterak’Andriamanitra. Ary ny ahafahantsika mandresy an’izao tontolo izao+ dia ny finoantsika.+
11 Ary naharesy azy+ izy ireo noho ny ran’ny Zanak’ondry+ sy noho ny hafatra torin’izy ireo.+ Tsy natahotra ny hamoy* ny ainy+ izy ireo na tsy maintsy ho faty aza.