FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy 24.+ Samy nanana harpa sy vilia volamena feno emboka manitra ireo anti-panahy ireo.—Ilay emboka manitra dia ny vavaky ny olona masina.+—

  • Apokalypsy 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary niankohoka nivavaka tamin’Andriamanitra ny anti-panahy 24,+ izay nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany teo anatrehan’Andriamanitra,

  • Apokalypsy 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary ny anti-panahy 24+ sy ny zavamananaina efatra+ dia niankohoka sy nivavaka tamin’Andriamanitra, izay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana. Dia niteny izy ireo hoe: “Amena! Derao i Jah!”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara