-
Efesianina 1:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nanantena azy koa anefa ianareo rehefa avy naheno ny tenin’ny fahamarinana, dia ny vaovao tsara momba ny famonjena anareo. Ary rehefa nino ianareo, dia nasiana tombo-kase+ tamin’ilay fanahy masina nampanantenaina, ka i Kristy no nampiasain’Andriamanitra hanao an’izany.
-