-
Apokalypsy 9:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nilazana izy ireo hoe: “Aza simbana ny zavamaniry amin’ny tany na ny ahi-maitso na ny hazo, fa ny olona tsy manana ny tombo-kasen’Andriamanitra eo amin’ny handriny ihany asiana.”+
-