Isaia 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Any am-parany any,*Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i JehovahDia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”
2 Any am-parany any,*Ilay tendrombohitra misy ny tranon’i JehovahDia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+Ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.Ary hiaraka ho any ny firenena rehetra.+
4 Iza no tsy hatahotra anao, Jehovah* ô, ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao? Ianao irery ihany mantsy no tsy mivadika!+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”