Apokalypsy 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitako ny Zanak’ondry+ nanokatra ny iray tamin’ny tombo-kase fito.+ Dia henoko ny iray tamin’ny zavamananaina efatra+ niteny hoe: “Avia!” Ary hoatran’ny kotroka ny feony.
6 Ary hitako ny Zanak’ondry+ nanokatra ny iray tamin’ny tombo-kase fito.+ Dia henoko ny iray tamin’ny zavamananaina efatra+ niteny hoe: “Avia!” Ary hoatran’ny kotroka ny feony.