Apokalypsy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nahita horonam-boky teny an-tanana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana+ aho. Nisy soratra ambadika sy ambadika* ilay horonam-boky sady voahidy mafy tamin’ny tombo-kase fito.
5 Ary nahita horonam-boky teny an-tanana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana+ aho. Nisy soratra ambadika sy ambadika* ilay horonam-boky sady voahidy mafy tamin’ny tombo-kase fito.