Apokalypsy 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandeha àry ny voalohany, dia nandraraka ny tao am-biliany teny ambonin’ny tany.+ Dia nisy fery nampanaintaina sady nanonitra be+ nampijalijaly an’izay olona nanana ny mariky ny bibidia+ sy nivavaka tamin’ny sariny.+
2 Nandeha àry ny voalohany, dia nandraraka ny tao am-biliany teny ambonin’ny tany.+ Dia nisy fery nampanaintaina sady nanonitra be+ nampijalijaly an’izay olona nanana ny mariky ny bibidia+ sy nivavaka tamin’ny sariny.+