Lioka 8:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanontany azy i Jesosy hoe: “Iza no anaranao?” Dia hoy izy: “Andian-tafika”, satria demonia be dia be no niditra tao amin’ilay lehilahy. 31 Niangavy azy foana ireo mba tsy hanome baiko azy ho any amin’ny lavaka mangitsokitsoka.*+ Apokalypsy 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 20:1-3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
30 Nanontany azy i Jesosy hoe: “Iza no anaranao?” Dia hoy izy: “Andian-tafika”, satria demonia be dia be no niditra tao amin’ilay lehilahy. 31 Niangavy azy foana ireo mba tsy hanome baiko azy ho any amin’ny lavaka mangitsokitsoka.*+