Apokalypsy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tsy navela hamono an’ireny olona ireny ho faty ireo valala ireo, fa mba hampijaly azy dimy volana kosa. Nijalijaly hoatran’ny olona voatsindron’ny maingoka+ ny olona nampijalin’ireo valala ireo.*
5 Ary tsy navela hamono an’ireny olona ireny ho faty ireo valala ireo, fa mba hampijaly azy dimy volana kosa. Nijalijaly hoatran’ny olona voatsindron’ny maingoka+ ny olona nampijalin’ireo valala ireo.*