Apokalypsy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nahita voromahery nanidina teny afovoan’ny lanitra aho, dia henoko izy niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay mipetraka eny ambonin’ny tany, satria efa hitsoka trompetra ny anjely telo ambiny!”+
13 Ary nahita voromahery nanidina teny afovoan’ny lanitra aho, dia henoko izy niantsoantso mafy hoe: “Loza, loza, loza+ ho an’izay mipetraka eny ambonin’ny tany, satria efa hitsoka trompetra ny anjely telo ambiny!”+