-
Apokalypsy 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ireo zavamananaina ireo dia nanome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana, Ilay velona mandrakizay mandrakizay.+ Isaky ny nanao an’izany izy ireo,
-