-
Apokalypsy 10:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary rehefa niteny ny kotroka fito, dia saika hanoratra aho, kanjo nisy feo avy any an-danitra+ henoko niteny hoe: “Asio tombo-kase ny zavatra nolazain’ny kotroka fito, fa aza soratana.”
-