-
Ezekiela 37:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ireo taolana ireo: “Hasiako fofonaina ao aminareo, dia ho velona indray ianareo.+
-
-
Ezekiela 37:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Naminany araka izay nasainy nataoko àry aho, ka nisy fofonaina niditra tao amin’izy ireo. Dia velona izy ireo ka nijoro tamin’ny tongony,+ ary lasa tafika faran’izay lehibe.
-