Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.” Daniela 7:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 1:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 22:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ianareo anefa no nifikitra tamiko+ tao anatin’ireo fitsapana nahazo ahy.+ 29 Koa manao fifanekena aminareo aho, hoatran’ny nanaovan’ny Raiko fifanekena tamiko, dia fifanekena momba ny fanjakana,+ 2 Petera 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha manao an’ireo ianareo, dia havela hiditra amim-boninahitra* ao amin’ilay Fanjakana mandrakizay,+ dia ny Fanjakan’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy Mpamonjy antsika.
28 “Ianareo anefa no nifikitra tamiko+ tao anatin’ireo fitsapana nahazo ahy.+ 29 Koa manao fifanekena aminareo aho, hoatran’ny nanaovan’ny Raiko fifanekena tamiko, dia fifanekena momba ny fanjakana,+
11 Raha manao an’ireo ianareo, dia havela hiditra amim-boninahitra* ao amin’ilay Fanjakana mandrakizay,+ dia ny Fanjakan’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy Mpamonjy antsika.